Tantara tamin'ny Global Voices Podcast tamin'ny Desambra, 2016
Taombaovao Mankalaza Ny Fimaroana ao Bangladesh: Raki-Peo Mankany Amin'ny Lalina
Saingy misy amin'ity jerena ho toy ny lanonana an-dalambe fotsiny ity no mametraka azy ho fahaiza-mamorona mampijoro ny firaisankina -- sy miady amin'ireo herin'ny tsy fahazakana miezaka mitady izay hampisaraka sy hangeja ny Bangladeshis.