Tantara mikasika ny Koety tamin'ny Jona, 2018
Koety: Raha tsy misy afa-tsy ny tsenambarotra no isarihana mpizahatany
Araho ny zana-tsipìka hamakiana ny fanehoan-kevitry ireo bilaogera momba ny antony nahatonga ny Filoham-pirenena vahiny iray nentina nitsidika toeram-pivarotan-dehibe iray; Nihaona tany amin'ny toeram-pivarotan-dehibe ireo mpinamana ary nisy ny fampirantiana sambo nokarakaraina.