Tantara mikasika ny Koety tamin'ny Janoary, 2019
Navotsotra ilay bilaogera Koetiana Bashar Al-Sayegh!

(Marihina fa tamin'ny volana Aogositra 2007 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Notaterina fa navotsotra i Bashar Al-Sayegh, ilay bilaogera Koesiana izay nosamborina ‘noho ny fanehoan-kevitra navoakan'ny olona iray tsy fantatra...
Nakaton'i Koety ny Youtube noho ny lahatsary anti-Miozolomana

Nakatona tany Tonizia, Torkia ary Syria ny Youtube. Jereo ny sarintany Access Denied Map raha te-hahafantatra bebe kokoa momba ny sivana amin'ny aterineto 2.0 sy ny ezaka fanoherana ny sivana.