Tantara mikasika ny Koety tamin'ny Febroary, 2015
Nodidiana Hisazy 2 Taona An-tranomaizina Noho Ny “Faniratsiràna Mpitondra” Ny Lehiben'ny Mpanohitra ao Koety
Nosazian'i Koety higadra 2 taona an-tranomaizina ny lehiben'ny mpanohitra politika, Mussallam Al Barrak noho ny filazany tamin'ny mpitondra ny firenena fa tsy avelan'ny vahoaka hampihatra ny "fitondrana tsi-refesi-mandidy" [ny mpitondra].