Tantara mikasika ny Koety tamin'ny Janoary, 2017
Nahazo Sazy 42 Taona An-tranomaizina Ilay Mpanao Lalana Koesiana Taloha Noho Ny Sioka Nalefany ‘Manevateva An'i Arabia Saodita’

Mpitsikera an'i Arabia Saodita i Dashti, indrindra ny adin'i Arabia Saodita amin'i Yemen. Fantatra amin'ny fanohanany mampiadi-hevitra an'ilay mpanao didy jadona Syriana Bashar al-Assad ihany koa izy.