· Mey, 2017

Tantara mikasika ny Koety tamin'ny Mey, 2017

Tontolo Arabo: Tantara An-tSary

Miaraka amin'ny fakantsariny, bilaogera roa tao amin'ny faritra no nandeha naka sary ny fahazarana sy ireo zavatra meti nisarika ny sainy ary avy eo naneho hevitra tamin'izy ireny. Ireto ny tantara nalefan'izy ireo avy any Koety sy Siria.