Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Desambra, 2017

Tantara mikasika ny Koety tamin'ny Desambra, 2017

Fijery Arabo: Feon'Ireo Mpandalina Ny Finoana Silamo

Tsy ireo bilaogera miteny Anglisy avy any Afovoany Atsinanana irery ihany no miezaka tsy an-kiato mampitohy ny hantsana ara-kolontsaina, fa misedra ady mitovy amin'io koa ireo bilaogera miteny Arabo ao anatin'ny tontolon'ny bilaogy Arabo. Mitsikera ny sasany amin'ireo fady anatin'ny rafitra misy azy ireo mpandalina ny finoana Silamo.

Maso Arabo: Ny Dia An-tsary Tany Afovoany Atsinanana

Nisahirana tamin'ny fakana ny sarin'ny tontolo manodidina azy ireo ny mpivady Amerikanina BSS sy BRN , mipetraka any Al Ain, any Emirà Arabo Mitambatra (UAE)  ary mitondra antsika manokana sy manakaiky mankany amin'ny hatsaran-tarehin'ireo maritrano mahatalanjona hitan'izy ireo manodidina azy .