Tantara mikasika ny Koety tamin'ny Oktobra, 2013
Fitakian-Jòn'Ireo Koesiana Tsy Mizaka Izany
Noho ny tsy fananan'ny Koesiana tsy mizaka zom-pirenena zo hotsaboina, hianatra, hiasa ary ireo karazana tahirin-kevitra isan-karazany, dia mitaky ny zony ry zareo amin'izao fotoana izao.