Tantara mikasika ny Koety tamin'ny Jolay, 2013
Mamela Ny Helok'Ireo Izay Manevateva Azy Ny Emir Ao Koety
Araka ny lalàna Koesiana, voaràra ny fanevatevana mpanjaka satria "tsy azo hitsakitsahana" ny fitondrana Emir. Maro ireo niarahaba ny famelàn'ny Emir ireo voaheloka raha nanambara kosa ny hafa fa ny zony haneho hevitra an-kalalahana no nataon'ireo voampanga sy voaheloka ireo.