Tantara mikasika ny Koety tamin'ny Oktobra, 2011
Koety: Rehefa Notanana Am-ponja Telo Volana, Nafahan'ny Fitsarana Ilay Mpampiasa Twitter
Ny Koetiana iray mpampiasa aterineto, Nasser Abul, dia nafahana tao am-ponja rehefa nahavita ny saziny nandritry ny telo volana raha niteny ratsy ny fitondrana Bahraini sy Saodiana. Nihetsika ireo mpampiasa aterineto taorian'ny famotsorana azy.