Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Marsa, 2012

Tantara mikasika ny Koety tamin'ny Marsa, 2012

Koety: Tenifototra Iray Ve Dia Mampigadra Mpisera Twitter?

Satria moa fahita any amin'ny firenen-drehetra ny mpisera Twitter mampiasa tenifototra, dia misy ny tenifototra miforona isan'andro, isan'ora, eny fa na dia isa-minitra aza indraindray. Tany Koety, namorona ny tenifototra #بطارية (bateria na mpiteraka angovon'aratra amin'ny teny Arabo) ary dia vaky ny vavahadin'ny helo. Manazava ny antony amintsika ny mpamaham-bolongana...

Koety: Rantin-Javakanto Nakatona Fa “Mamohehatra”

Tohina ny mpanakanto Shurooq Amin rehefa nakatona tsy misy fanazavana ny fampirantiana hosodoko nataony. Maro ny tatitra nilaza fa nisy lehilahy telo tonga tao amin'ny fampirantiana, ora telo taorian'ny fisokafany, ary nanaisotra ny tabilao, ka niteny fa nahazo fitarainana momba ny votoatin'ny hosodoko ry zareo. Nisiokantsera tao anatin'ny hatairana ny artista...