Tantara mikasika ny Koety tamin'ny Novambra, 2007
Emirà Arabo Mitambatra : Fisondrotan-karama 70%
Ny mpiblaogy Bo7amo0od [Arabo] monina any Kaoeta [Koweit | Kuwait] dia mampita ny fanapahan-kevitr‘ireo Emirà Arabo Mitambatra ny hanondrotra 70% ny karaman'ireo mpiasam-panjakana manomboka amin'ny taona ho avy. Amira Al...