Tantara mikasika ny Koety tamin'ny Avrily, 2014
Tsy Mandainga Ny Silamo.. Mandrakizay
Na dia teo aza ny fampitandremana fa ny fiantsapazana amin'ny lamasinin'ny Andron'ny lainga dia mety mitondra any amin'ny helo mandrakizay, satria tsy mandainga ny Silamo, nanapa-kevitra ny hanao io andro io ho fitsikerana ny mpitondra azy ireo ny ankamaroan'ny mpiserasera amin'ny aterineto any amin'ny tany Arabo.