Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Jona, 2017

Tantara mikasika ny Koety tamin'ny Jona, 2017

Fiandohan'ny Fahavaratra ao Koety

Noho ny fitomboan'ny merkiora amin'izao fahavaratra ao Koety izao , sahirana mitady fialam-boly amin'ity vakansin'ny fahavaratra ity ny bilaogera.

Koety: Lalao An-dahatsary, Gazety sy Bilaogera Vehivavy

Miresaka momba ny lalao an-dahatsary, ny gazety sy ny fomba fijery mikasika ny bilaogera vehivavy ireo bilaogera telo samihafa.

Vehivavy Ogandey Nihevitra ny Handeha Hampianatra Any Koety, Lasa Mpiasa An-Trano

Faly nahazo asa tany Koety i Prudence Nandaula. Saingy teo am-pahatongavany dia efa voagihy ny pasipaorony ary notolorana lamba famafàna trano izy.

Koety: 10.000$ Ho Fikojakojana Fiara Fotsiny!

Handany 10.000 $ ve ianao mba hikojakojana ny fiaranao ho mamiratra ? Fantatro fa tsy hanao izany aho, kanefa misarika ny saintsika momba ilay olona iray izay manao izany fotsiny ny bilaogera Libaney Mark, izay mipetraka ao Koety.