· Mey, 2011

Tantara mikasika ny Koety tamin'ny Mey, 2011

Koety: Mandresy indray ny praiministra

Nanamontsana ny zava-bita tsara indrindra i Sheikh Nasser Al-Mohammed Al-Sabah noho izy voatendry ho praiministra fanimpitony tanatin'ny dimy taona teo amin'io toerana io. Miteny ny mpitoraka bilaogy Koetiana, miresaka hoe fa maninona no mila praiministra vaovao izy ireo hanimba ny fireneny.

07 Mey 2011