Tantara mikasika ny Koety tamin'ny Jolay, 2014
Nanaisotra Ny Maha-olompirenena Ireo Mpikambana Ao Amin'ny Fanoherana i Koety
Niteraka fahatezerana manerana ny Helodranao ny fanapaha-kevitr'i Koety hanaisotra ny maha-olom-pirenena ireo mpikambana ao amin'ny mpanohitra. Mitantara amintsika ny anton'izany i Noor Mattar.