· Novambra, 2018

Tantara mikasika ny Koety tamin'ny Novambra, 2018

MENA: Brrrrrrrrrrrrrr…Mangatsiaka

  17 Novambra 2018

Brrrr ... Mangatsiaka be eto Afovoany Atsinanana no hafatra nirongatra tamin'ny bilaogy vao haingana. Ity famintinana izay nolazain'ireo bilaogera sasany momba ny hatsiaka ao amin'ny faritra, ao amin'ny toerana mafana sy indraindray mibaliaka masoandro manerantany.