Tantara mikasika ny Koety tamin'ny Marsa, 2009
Tontolon’ny Arabo: Fety nahaterahana fampieritreretana
Maro ny mpitoraka bolongana manerana ny tontolo Arabo no maneho aterineto ny fety nahaterahana amin’ny alalan’ny lahatsoratra filozofika, izay mitantara ny fiainana, ny fanantenana, ny zava-bita ary ny nofinofin’izy ireo.