· Aogositra, 2018

Tantara mikasika ny Koety tamin'ny Aogositra, 2018

Afovoany Atsinanana: Rehefa avy ny orana !

  09 Aogositra 2018

Tiako foana ny kotroka sy ny tselatra hatramin'izay, lehibe amiko ny herin'ny tafiodrivotra. Saingy ny tontolon'ny rivotra sy ny orana dia tsy dia mahafinaritra loatra raha manan-janaka any ivelany ianao.