Tantara mikasika ny Koety tamin'ny Jona, 2015
Tondroin'i Koety ho Saodiana ilay Nanapoaka Tena tao amin'ny Moskea Shiita
Fantatr'i Koety ho Saodiana ilay nanapoaka tena ary nosamboriny ny mpamiliny taorian'ny fanafihana mampihorohoro ny moskea shiita iray nahafatesana olona 27 sy naharatrana olona mihoatra ny 200.