Tantara mikasika ny Jordania

Avy amin'ny tontolon'ny bilaogy Jordaniana

  14 Novambra 2018

Ao amin'ny bilaogin'ny Jordaniana, mbola re ny resaka Katarina. Jameed manonona fomba fijery iray manolo-kevitra fa ny fifantohana amin'ny fandrobana ataon'ny "andian-jiolahy mahery setra" dia" fomba iray "hanodinana ny saina amin'ny faharavàn'ny fotodrafitrasa tanteraka sy ny ezaka fanavotana tsy tompon'andraikitra".

Masoarabo: Afovoany Atsinanana “an-tsary”

  14 Novambra 2018

Tsy misy zavatra sarotra atrehina ankoatra ny fahaverezana namana akaiky sy ny manjoa ilay bilaogera monina ao Ejypta, Maryanne Stroud Gabbani, raha nanao veloma farany ho an'ny soavaliny Blue Boy ao amin'ireto sary ireto izy.

Avy amin'ny tontolon'ny bilaogy Jordaniana

  26 Oktobra 2018

Tezitra tamin'ny fanafihana ny Toerana masina Askariya ireo Silamo, indrindra fa ny Shitta, manamarika ny  ireo bilaogera Jordaniana, mampitaha ny fihetsika tsy misy dikany nataon'ireo Miozolomana manoloana ny tsy fahombiazan'ny sariitatra Danoà amin'ny apartheid (fanavakavaham-bolon-koditra) ankehitriny mahazo ny moske 1200 taona ny sasany tamin'izy ireo.

Ry Bilaogin'izao Tontolo izao, Mitambàra!

  23 Oktobra 2018

Raha toa ka lasa mahazatra manerana izao tontolo izao ny fanoratana bilaogy ary satria mitodika amin'ireo olon-tsotra amin'ny fitantanana ny bilaoginy ireo mpanao gazety, orinasa, mpanao pôlitika sy ireo fikambanana tsy miankina, mandeha lavitra kokoa nòho izany ireo ankizy milay ary milalao fitaovana mampivondrona ny vontoatin'ny weblog maro ho ao aminà bilaogy iray vaovao.