Tantara mikasika ny Jordania tamin'ny Desambra, 2010
Jordania: Herisetra amina baolina kitra sa Fanavakavahana?
Ireo tatitry ny Fampahalalam-baovao dia maminavina fa 250 any ho any ny naratra taorian'ny lalao baolina kitra tao atsimon'i Amman nifanandrinan'ny tarika Wihdat, izay matetika no tohanan'ireo Jordaniana manam-pihaviana Palestiniana, sy ny tarika al-Faisali, izay mazàna kosa no tohanan'ireo Jordaniana manam-pihaviana avy any Transjordania. Miresaka momba ny loza nitranga ireo...
Jordania: Baraingo momba ny raharaha-na telegrama navoakan'ny Wikileaks
Ny zavatra navoakan'ny Wikileaks farany, fantatra amin'ny anarana hoe "raharaha-na telegrama," dia mampisongadina ireo filazana maro nataon'ireo Mpitondra Jordaniana, tahaka izany ihany koa ireo fifandraisana maro avy any amin'ny Masoivohon'i Firenena Mikambana any Amman. Manana fomba fihetsehina samy hafa mikasika ity vaovao ao amin'ny vohikalan'ny *whistle-blower* ireo mpitoraka Tweet.
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...