Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Oktobra, 2018

Tantara mikasika ny Jordania tamin'ny Oktobra, 2018

26 Oktobra 2018

Avy amin'ny tontolon'ny bilaogy Jordaniana

Tezitra tamin'ny fanafihana ny Toerana masina Askariya ireo Silamo, indrindra fa ny Shitta, manamarika ny  ireo bilaogera Jordaniana, mampitaha ny fihetsika tsy misy dikany nataon'ireo Miozolomana manoloana ny tsy fahombiazan'ny sariitatra Danoà amin'ny apartheid (fanavakavaham-bolon-koditra) ankehitriny mahazo ny moske 1200 taona ny sasany tamin'izy ireo.

23 Oktobra 2018

Ry Bilaogin'izao Tontolo izao, Mitambàra!

Raha toa ka lasa mahazatra manerana izao tontolo izao ny fanoratana bilaogy ary satria mitodika amin'ireo olon-tsotra amin'ny fitantanana ny bilaoginy ireo mpanao gazety, orinasa, mpanao pôlitika sy ireo fikambanana tsy miankina, mandeha lavitra kokoa nòho izany ireo ankizy milay ary milalao fitaovana mampivondrona ny vontoatin'ny weblog maro ho ao...

19 Oktobra 2018

Avy amin'ny Tontolon'ny Blaogy Jordaniana

Lohahevitra maro no noresahin'ny blaogera tao amin'ny tontolon'ny blaogy Jordaniana

16 Oktobra 2018

Tafatafa iarahana amin'i Haitham Sabbah

Noresadresahan'ilay mpanao gazety Italiana, Paola Caridi, manoratra ho an'ny masoivohom-baovao, Lettera22 vao haingana ny tonian-dahatsoratra namantsika avy any Afovoany Atsinanana/Afrika Avaratra Haitham Sabbah. Mifantoka amin'ny fanontaniana sasantsasany ao amin'ny tontolon'ny bilaogy Afovoany Atsinanana ny resak'izy ireo.

09 Oktobra 2018

Libanona miresaka momba ny ady sakafo Hummus

Nifanatrika tamin'ny fifaninanana henjana ireo mpamokatra hummus Israeliana sy Libaney noho ny hetaheta manerantany tsy mitsaha-mitombo ho an'ny '"dip" matsiro any Afovoany -atsinanana .