Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Avrily, 2018

Tantara mikasika ny Jordania tamin'ny Avrily, 2018

25 Avrily 2018

Tatitra avy amin'ny Fihaonan'ny Bilaogera Jôrdaniana

Tsy fantatrao mihitsy izay olona hipoitra any amin'ny fihaonanà bilaogera. Tsy vitan'ny hoe lasa sasany amin'ireo bilaogera tsara indrindra ao Jôrdania fotsiny ny fihaonan'ny bilaogera Jôrdaniana - ezaka iraisan'ny Jordan Planet/Global Voices - fa lasa kintana goavana avy ao Bahrain sy Egipta ihany koa.

22 Avrily 2018

Afa-miaritra tsy fisian-drano mandritra ny herinandro maro ny faritra mahantra indrindra ao Jordania, ny manankarena kosa mahazo famatsian-drano 24/7

"Mahazo rano indroa isan-kerinandro izahay, indraindray tsy ampy mandritra ny herinandro rehefa lohataona.."

13 Avrily 2018

Tontolo Arabo Manohitra Ny “Fandripahana ao Gaza”

Mitaraina noho ny manjò ny vahoaka ao Gaza ny olona manerana ny tontolo Arabo taorian'ny fanafihana marobe nataon'i Israely, izay nahafatesana  Palestiniana 200 mahery sy naharatrana 700 mahery.