Tantara mikasika ny Jordania tamin'ny Marsa, 2018
Jordania: Ny Lahatsarin'ny Fanovana Ara-tsosialy!
Maro ireo hetsika ara-tsosialy antserasera niforona tato anatin'ny taona vitsivitsy noho ny firongatry ny fahalalahana tamin'ny aterineto tany Jordania. Mijery akaiky momba ny Aramram ato amin'ity lahatsoratra ity i Mohammad Azraq .