Tantara mikasika ny Jordania tamin'ny Novambra, 2017
Jordania: Ny Bilaogin-dahatsarin'ny Mpanjakavavy Rania
Nosaloran'ny Blogger Times, gazetibokin'ny bilaogy tantanan'ireo bilaogera Arabo, ny anarana hoe "bilaogeran-dahatsary Arabo malaza indrindra " tao amin'ny YouTube ny mpanjakavavy Rania any Jordania taorian'ny fahombiazan'ireo andian-dahatsary tao amin'ny YouTube izay nalefany mba hiadiana amin'ny karazana fiheveran-diso mikasika ny Arabo.