Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Novambra, 2018

Tantara mikasika ny Jordania tamin'ny Novambra, 2018

28 Novambra 2018

Jordania: #HashtagDebates (adihevitra momba ny tenifototra) sy Fanavaozàna

Tao Makan no natao ny #HashtagDebates andiany faharoa nokarakarain'ny 7iber, tao Amman, tamin'ny harivan'ny 7 martsa. Mandray anjara amin'ny fanatevenana ny adihevitry ny daholobe teny anaty tambajotra sy ivelan'ny tambajotra.

17 Novambra 2018

Masoarabo: Taombaovao miavaka!

Ny Taombaovao no fotoana handinihana ny lasa sy hamolavolana drafitra vaovao ho an'ny ho avy. Inona no lazain'ireo bialogera avy amin'ny tontolo Arabo satria manao veloma farany ny taona 2007 izao tontolo izao ary handray ny taona 2008?

15 Novambra 2018

Avy amin'ny tontolon'ny bilaogy Jordaniana – okt 2005

Maneho hevitra momba ny loza maneran-tany ankehitriny ny tontolon'ny blaogy Jordaniana.

14 Novambra 2018

Avy amin'ny tontolon'ny bilaogy Jordaniana

Ao amin'ny bilaogin'ny Jordaniana, mbola re ny resaka Katarina. Jameed manonona fomba fijery iray manolo-kevitra fa ny fifantohana amin'ny fandrobana ataon'ny "andian-jiolahy mahery setra" dia" fomba iray "hanodinana ny saina amin'ny faharavàn'ny fotodrafitrasa tanteraka sy ny ezaka fanavotana tsy tompon'andraikitra".

Avy amin'ny tontolon'ny bilaogy Jordaniana -Ankivy amin'ny vokatra Isiraeliana (sept 2005)

Noho ny fialan'ny Israeliana, maro ireo zavatra voalaza ao amin'ny tontolon'ny bilaogy Jordaniana mikasika an'i Palestina, izay samy mikasika ny fialàna sy zavatra hafa. Biesan manoritsoritra ny fanesorana ho "andro manan-tantara ho an'ny vahoaka Palestiniana ary indrindra indrindra ho an'i Gaza".

Jordania: Fanehoan-kevitr'ireo bilaogera Jordaniana tamin'ny fanafihana balafomanga tao Aqaba

Nilaza izany tamin'ny feo iray ny bilaogera Jordaniana. Tsy mila Fampihorohoroana!

Masoarabo: Afovoany Atsinanana “an-tsary”

Tsy misy zavatra sarotra atrehina ankoatra ny fahaverezana namana akaiky sy ny manjoa ilay bilaogera monina ao Ejypta, Maryanne Stroud Gabbani, raha nanao veloma farany ho an'ny soavaliny Blue Boy ao amin'ireto sary ireto izy.

Vaovao farany: Fanafihana amin'ny balafomanga Katyusha tao Aqaba sy Eilat

Nitranga tao amin'ny seranan-tsambon'i Ranomasina Mena Jordaniana, ao Aqaba ny fipoahana balafomanga Katyusha, nilaza ny manampahefana fa re tao amin'ny faritra miaramila amerikana tsy azo nidirana ao amin'ny Seranan-tsambon'i Aqaba ao Jordania ny fipoahana.

12 Novambra 2018

Avy amin'ny tontolon'ny bilaogy Jordaniana

Misy lohahevitra ara-tsosialy mahaliana sy mampiady hevitra resahana ao amin'ny tontolon'ny bilaogy Jordaniana tamin'ity herinandro ity.

Takian'i Jordania ny tany ‘nampanofaina an'Israely’ araka ny fifanarahana fandriampahalemana 1994

Nankasitrahan'ny Jordaniana, izay niantso izany ho "fandresena ara-tantara" ny fanapahan-kevitry ny mpanjaka Jordaniana Abdullah II hanafoana ny ampahany amin'ny Fifanarahana Fandriampahalemana Wadi Araba, mba hamerenana amin'i Jordania ireo faritra maromaro misy ny tany nampanofaina an'i Israely .