Tantara mikasika ny Jordania tamin'ny Jolay, 2018
Manome tanana ireo Syriana nafindra toerana ny Jordaniana na dia misisika hanidy ny sisintany aza ny governemanta
Dokotera 250 mahery, mpanampy mpitsabo sy vondrona mpitsabo no nanolo-tena an-tsitrapo sy mipetraka anaty trano lay ao Al-Ramtha mba hanampy izay mitady fitsaboana, ankoatra ny fiantohana ny tsy fiparitahan'ny areti-mifindra na viriosy amin'ireo Syriana nafindra toerana ao amin'ny sisintany. Nisy ireo marary sasany nalefa any amin'ny hopitalm-panjakana Jordaniana.
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...