Tantara mikasika ny Jordania tamin'ny Avrily, 2009
Jordana: Fampisehoana andrana ny fitaovana ara-Teknolojia Arabo
nanatrika ny fiantombohan'ny Andrana Hafainganana Arabo (Arab Crunch Demo) ny Jordanianina Mohammad Azaraq, ny blongana iray izay mikendry ny fampisongadinana ny Arab technology start-ups, ary mizara ihany koa izy ny zavatra hitany ao anatin'ity lahatsoratra ity.