Tantara mikasika ny Jordania tamin'ny Avrily, 2021
Jordania : Manomboka manao YouTube ny mpanjakavavy
Nanatevin-daharana ny YouTubers ny mpanjakavavy Rania avy any Jordania ka tena nahafaly ireo bilaogera Jordaniana sy tany Afovoany Atsinanana. Nivoaka tao amin'ny YouTube ilay horonantsary, natokana ho an'ny lohahevitra momba ny fitsarana an-tendrony, nahitana 'ity hafatra manaraka ity: