Tantara mikasika ny Jordania tamin'ny Janoary, 2018
Mifaninana Hahazo Mpandeha Ny Taksy Mavo Ao Amman Rehefa Tonga Ny Uber Sy Ny Careem
Tena misy ny ady ho an'ny mpandeha ho an'ny mpamily taksy mavo . Raha tsy nisy afa-tsy izy ireo no safidy tamin'ny fitateram-bahoaka tsy miankina hatramin'izay dia tototry ny fifaninanana vaovao izy ireo ankehitriny.