Tantara mikasika ny Jordania tamin'ny Avrily, 2008
SIDA – Zava-pady sy mahamenatra ho an’i Arabo
Ny SIDA, syndrome immunodéficitaire acquis mahafaty, dia tsy firesaka any amin'ny tontolo Arabo. Saika ity teny mampivarahontsana ity anefa no novoizin'ireo blaogy maro tamin'ity herinandro ity – avy any Jordana,...
Jordana: Ahoana ny ahafahan'ny praiminisitra maneho ny fahamendrehany?
Avy any Jordana i Khalaf no manontany: “Ahoana moa no ahafahan'ny praiminisitra nitondra fiakaram-bidin-javatra mihoatra ny 10% nandritra ny fotoana nitondrany, nampihisatra ny fitomboan-karena, tsy nahombiazana teo amin'ny sehatry ny...
Jordana: Inona no famakin'ny zanatsika?
“Inona no famakin'ny zanatsika ?” hoy Batir Wardam jordaniana (Ar) manontany, nanoloana ny fangatahan'ity zazavavy iray naniry hividy bokin'ankizy tao amin'ny toeram-pivarotam-boky iray kanefa nodian-dreniny fanina fotsiny. Nandritry ny naha...
Jordana : Aterineto lafo indrindra manarakaraka an'i Marôka
An American in Jordan [Amerikana iray aty Jordana] no mitatitra ny halafon'ny fampiasana Aterineto any Jordania : “The Jordan Times is reporting that Jordan’s Internet prices are among the highest...
Jordania: Misy tontolom-bolongana Arabo hafa koa ka!
“Nahita lahatsoratra miresaka momba ny famahanam-bolongana aty amin’ny tontolo Arabo tsy nahy aho. Mitondra ny lohateny voalanjalanja hoe ‘ny famahanam-bolongana any amin’ny tontolo Arabo’ izy ity nefa miresakamomba ny tontolom-bolongana...