Tantara mikasika ny Jordania tamin'ny Mey, 2018
Valopolo taona taty aoriana, mbola mifampitsara an-tendrony ny Jordaniana sy ny Palestiniana
Raha niteraka fahatsapana fandriampahalemana eo amin'ny vahoaka roa tonta ny fiaraha-miaina nandritra ny fotoana, dia tsy mbola misy ny firindrana tanteraka. Ny fanambadiana sy ny fanatanjahan-tena no roa amin'ireo sehatra izay mbola ahafahantsika mahita mazava kokoa ireo fihenjanana.
Bilaogy Jordaniana: Ny andron'ny orampanala sy ireo fitantarana hafa nandritra ny volana Martsa
Ny resaka toetr'andro hafahafa no tantara lehibe indrindra nampalaza tampoka ny tontolon'ny bilaogy Jordaniana ....
Jordania: Mankalaza ny firenen'izy ireo ny mpandefa sioka
Amin'ny tetikasa izay natsangan'ny mpandefa sioka avy amin'ny firenena Arabo hafa, namorona sy nitazona tenirohy mankalaza ny zavatra 50 voalohany tian'izy ireo indrindra momba ny fireneny ireo Jordaniana mpisera tranonkala bilaogy madinika Twitter.
Masoarabo: Sombin'ny Eid
Eid androany, na rahampitso. Eid Al Fitr dia fankalazana manamarika ny fiafaran'ny volana Miozolomana fanaovana Ramadany, ary indreto ny fanehoan-kevitra vitsivitsy momba izany manerana ny tontolo Arabo.