Tantara mikasika ny Jordania tamin'ny Aogositra, 2012
Jordania: “Rehefa Nitsiky i Monaliza ” Dingana Iray Mankamin'ny Sarimihetsika Erantany
Vao haingana ireo mpamokatra ny sarimihetsika "Rehefa Nitsiky i Monaliza" dia nizara ho an'ny daholobe ny traikefan-dry zareo tao anaty fijerena sarimihetsika iray manokana tany Amman, renivohitra Jordaniana. Ilay sarimihetsika mahatsikaiky dia mitantara ny tantaram-pitiavana nisy teo amin'i Monaliza, tovovavy tanora Jordaniana, sy Hamdi, Ejiptiana miasa ho fanirakiraka. Maneho hevitra momba ilay sarimihetsika ireo Fordaniana bilaogera.
Mitady Fialofana any Jordania Ireo Syriana An'arivony
Mitarika ireo Syriana handao ny fireneny ny toe-draharaha ankehitriny ao Syria, ka maro ireo lasa namonjy ny firenena mpifanolo-bodirindrina, Jordania. Nanambara ny loharanom-baovao avy amin'ny governemanta jordaniana fa efa miomana amin'izay mety...