Tantara mikasika ny Jordania tamin'ny Desambra, 2017
Rakipeo Avy Any Amman Miaraka Amin'i Ahmad Humeid
Ahmad Humeid dia mpandraharaha Jordaniana, mpanao matoandahatsoratra an-gazety, mpanao sary, mpamolavola maritrano ary araka ny fahalalako azy dia izy no mpandrakitra rakipeo Jordaniana voalohany, angamba ny voalohany any Afovoany Atsinanana .
Fiaraha-misakafon'ny Bilaogera Toniziana
Faly aho namonjy ny Fihaonan'ny Bilaogera Toniziana Andiany Faha 8 ny zoma alina , niaraka tamin'ireo mpandray anjara namana ao amin'ny WSIS, Jeff Ooi avy any Malezia sy Isam Bayazidi avy any Jordania.
Sary: Fandehandehanana Any Afovoany Atsinanana
Rehefa nahita ireto sary ireto aho, dia nieritreritra : ondry=Nouvelle Zélande. Izany hadisoako ! Rehefa jerena akaiky, tsy dia tena maitso ny bozaka ary misy satrana erỳ ampara tazana. Tena akaiky be...
Afovoany Atsinanana: Fikasihana Kisoa ve no Mahatonga Fielezan'ny Gripan-Kisoa?
(Fanamarihana: Lahatsoratra teny anglisy tamin'ny 15 mey 2009) Taonjato 14 mahery taorian'ny fandraràn'ny silamo ny fihinanana henan-kisoa, misongadina ho lohateny indray ny kisoa manerana ny tontolo Arabo – tamin'ity indray...
Ny Show Global Voices Faharoa
Indro ny fizaran-tantara faharoa amin'ny Global Voices Show ! Asongadintsika ny sombiny amin'ireto rakipeo manaraka ireto amin'ity andiany ity:
Mpanao Sariitatra Niakatra Fitsarana Noho Ny Fanaovana Ny Sarin'i Jesoa
Miatrika fiampangana noho ny fanevatevana finoana sy famporisihana fifandonana ara-pivavahana tamin'ny alalan'ny sariitatra maneho an'i Jesosy ilay mpanao sariitatra Palestiniana-Jordaniana.