Tantara mikasika ny Arzantina tamin'ny Desambra, 2020
Manome voninahitra farany ilay olomangan'ny football arzantinianina Maradona i Bangladesh
Lasa olomanga tao Bangladesh ny Arzantinianina mpilalao football Maradona taorian'ny Mondialy FIFA 1986. Ankehitriny misaona amin'ny fahafatesany ny Bangladeshita.