Tantara mikasika ny Arzantina tamin'ny Jolay, 2019
Arzantina: Ny olana amin'ny fiarandalamby
Lohahevitra mahamenatra ho an'ireo Arzantina maro ny fitokisana fiaran-dalamby. Milaza ny sasany amin'ireo fitarainana goavana fa tsy mba raharahiana ny fiarandalamby, tara foana izy ireo, miova foana ny ora fiaingàina, ary marobe ireo loza miseho.