Tantara mikasika ny Arzantina tamin'ny Janoary, 2020
Arzantina : Tanora mpitolona iray maty nandritra ny fifandonan'ny mpanao fihetsiketsehana
Maty nandritra ny fifandonana tamin'ny fihetsiketsehana iray nitranga tao Buenos Aires tamin'ny 20 oktobra 2010 i Mariano Ferreyra, mpianatry ny Oniversiten'i Buenos Aires sady mpikambana ao amin'ny Antokon'ny Mpiasa.