Tantara mikasika ny Arzantina tamin'ny Jona, 2020
Ny “Asado” orogoaiàna , mihoatra lavitra noho ny resaka kitonotono
Tsy misy, na zara fa misy, olona mikarakara kitonotono ho an'ny tenany samirery. Io mariky ny finamànana io dia mitondra ny olona hifanatri-tava, mampifanatona ireo rehetra nifanalavitra noho ny antony maro isankarazany.