Tantara mikasika ny Arzantina tamin'ny Mey, 2019
Amerika: Jery todika 2008
Nodarohan'ny tafika mitam-piadiana Kolombiana ny tobin'ny mpiady anaty akatan'ny Tafika Revolisionera Mitam-piadiana ao Kolombia (FARC) miorina ao anatin'ny sisintanin'i Ekoadaoro, niteraka olana ara-diplomatika teo amin'ireo firenena roa tonta izany. Miaraka amin'ny filoha Venezoeliana Hugo Chávez nandray anjara tamin'ny adin-teny, izay tsy ela dia nivadika ho krizy ara-tsisintany tanteraka.
Mandrakitra zavakanto an-dàlambe manerana an'i Amerika Latina ity tetikasa avy any Arzantina ity
Teraka nandritra ny krizy ara-toekarena Arzantiniana teo anelanelan'ny taona 1998 sy 2002, nanomboka liana tamin'ny valinteny hita maso sy ara-javakanto momba ny krizy ny Arte Callejero.