Tantara mikasika ny Arzantina tamin'ny Janoary, 2008
Arzantìna : Hetsika fanoherana fahatapahan-jiro
Avy any Arzantìna, ny blaogy Good Airs dia mamakafaka ny fototenin'ny hoe “cacerolazo” izay hetsika fanaon'ireo Porteños maro ho fanoherana : I love the word “cacerolazo.” It describes a protest,...
Fanadihadiana momba ny bolongana sy ny fanaovan-gazety
Fabio Malini [pt] no mandrisika antsika hanaraka ny fanadihadian'i Alvaro Liuzzi [es] izay “niezaka hiresaka fanadihadiana tamina mpanabolongana maromaro Argentina, Espaniola, Shiliana sns – milazalaza ny omomba ny famahanam-bolongana sy ny...