· Mey, 2008

Tantara mikasika ny Arzantina tamin'ny Mey, 2008

Arzantina: Tsy masaka izany fiaran-dalamby haingam-pandeha izany

  18 Mey 2008

Efa vonona ny soritr'asa fampitohizana amin'ny alalan'ny fiaran-dalamby haingam-pandeha ny tanànan'i Buenos Aires sy Rosario ary Córdboa izay mitentina 4 miliara dollars ety ampanombohana. Manolotra lisitra lavabe ny antony ilazany fa hevitra tsy masaka io soritr'asa io ary hanimba vondron'olona maro isan-kazarany. [es]