Tantara mikasika ny Arzantina tamin'ny Aogositra, 2017
Blaogy Sy Mafalda: Ny Tantaran'ny Takela-pahatsiarovana Iray
Inona no sakana tsy hanaovana zavatra tsotra sy mahafinaritra tahaka izany ho an'ireo vahoaka vaventy sy madinika?
Arzantina: Nilahatra Ireo Mpianatra Hitakiana Sekoly Manara-penitra Kokoa
Ao amin'ny faritanin'i Rio Negro akaikin'ny tanàndehiben'i General Roca, nangataka ny governemanta mba hanatanteraka ny fampanantenany sy hamaha ny olana misy ao amin'ny sekoly ny mpianatra ao amin'ny lisea laharana faha 106.
Tantara An-tsary Sy Bilaogy: Tsy Voatery ho Lahatsoratra Lavabe Foana
Amin'ny ankapobeny, mifandray amin'ny lahatsoratra voasoratra ireo bilaogy. Saingy nandritra ny fotoana fohy, misy ny fiovàna mahaliana miseho ao amin'ny tontolon'ny blaogy, ary miovaova kokoa ny fomba ampiasaina. Ao Arzantina, lasa mahazatra kokoa sy imbetsaka ny bilaogy tantara an-tsary.
Nametraka Ny Rejisitry Ny Mpandikatenin'ny Tompotany I Arzantina
Nametraka ny Rejisitry ny Mpandika ny Fitenin'ny Tompotany i Arzantina taorian'ny raharahan'i Reina Maraz izay tany am-ponja nandritra ny telo taona noho ny antony tsy fantatra satria tsy nisy ny mpandika teny Quechua tao amin'ny firenena.