Tantara mikasika ny Arzantina tamin'ny Septambra, 2014
Misaona An'i Gustavo Cerati, Ilay Arzantina Malaza Mpiangaly “Rock”, Ny Mozika Any Amerika Latina
Nahatsiaro ilay mpitendry gitara mana-talenta Gustavo Cerati, mpikambana taloha tao amin'ny tarika malaza mpiangaly ny mozika ao Amerika Latina "Soda Stereo" izay maty omaly teo amin'ny faha-55 taonany, ireo mpampiasa Twitter.