· Marsa, 2012

Tantara mikasika ny Arzantina tamin'ny Marsa, 2012

Miangavy #AlalahoNyBoky Ny Arzantiniana

  29 Marsa 2012

Nampirohondrohona ny fahatezerana tao amin'ny tambajotra sosialy ao Arzantina indray ny famerana vaovao momba ny fanafarana boky.  Amin'ny alalan'ny Hitsivolana 28/2012 [es] (noforonina ny 28 Febroary 2012), ny Minisiteran'ny Toekarena sy ny Tetibolam-Panjakana [es] ao...

Miomana Hanome Voninahitra An'Ireo Maty Noho Ny Ady Tao Malouines I Arzantina

  25 Marsa 2012

Any Arzantina, isaky ny 2 Aprily no ankalazaina ny ny Andro ho an'ireo bekotro maroholatra sy ny maty noho ny Ady tao Malouines. Saingy tsy ho daty mandalo tsy tazàna akory ny an'ity taona ity noho ny zava-misy ankehitriny amin'ny fifanolanana ara-diplaomatika amin'i Angeletra. Ireto ny fanehoan-kevitra farany sy fomba fihevitra mifandraika amin'io fifanolanana io.