Tantara mikasika ny Arzantina tamin'ny Novambra, 2014
Mpitondra Môtô Ao Arzantina: Miady Amin'ireo Fepetra Manavakavaka
Lasa nahatonga hetsi-panoherana lehibe tsy noeritreretina ilay fepetra ho an'ny filaminana natao ho an'ireo mpitondra môtô any Arzantina.
Voasazy Higadra Mandrapahafaty Ao Arzantina ilay Vehivavy Boliviana Miteny Quechua Tsy Navela Hanana Mpandika-teny
Nahazo sazy an-tranomaizina mandra-pahafatiny noho ny famonoana ny vadiny i Reina Maraz, izay zara raha mahay miteny sy mahazo ny teny Espaniola.