· Febroary, 2012

Tantara mikasika ny Arzantina tamin'ny Febroary, 2012

Arzantina: Namoy ny Ainy Ilay Mpanakanto Luis Alberto Spinetta

  11 Febroary 2012

Luis Alberto Spinetta, “El Flaco“, iray amin'ireo mpiangaly rock malaza ao Arzantina, namoy ny ainy tamin'ny 8 Febroary 2012, noho ny tsy fahasalamany; tratran'ny homamiadan'ny havokavoka i Spinetta, natao fizahana tamin'ny volana Jolay 2011 izy. Nanjary fanta-bahoaka ny nahazo azy, tany amin'ny faramparan'ny taona iny, nandefa taratasy  mampientam-po tamin'ireo mpankafy...