· Desambra, 2008

Tantara mikasika ny Arzantina tamin'ny Desambra, 2008

Isiraely: Sary fanao amin'ny rindrina Arzantiana any amin'ny Kibbutz

  21 Desambra 2008

Israeli Mom no mitantara ny famangiany ny Kibbutz (karazana tanàna kely toy ny koperativa mahazaka tena) Or HaNer, izay maneho manokana ny hosodoko an-drindrina be velarana noforonin'ireo mpanakanto Arzantineana Daniela Almeida sy Jose Kura. “Tamin'ny taona 2007 no nanasana an'i Kura sy Almeida hitsidika ny kibbutz (natsangan'ny mpifindra-monina jiosy avy...