Tantara mikasika ny Arzantina tamin'ny Febroary, 2016
Ambin-tsakafo Tsy Nohanina Mandritra ny Lanonana Ao Arzantina Alaina Hozaraina Indray
Nanomboka ny tetikasa Lovia Feno raha nahita ireo mpinamana roa fa maro loatra ireo sakafo tsy nohanina mandritra ny lanonana no ariana any amin'ny fanariam-pako. Ka nanapa-kevitra hanavotray ireo sakafo ireo izy ireo mba hizara izany any amin'ny fikambanana samihafa.