Tantara mikasika ny Arzantina tamin'ny Febroary, 2014
Hijanona Ao amin'ny Valam-biby Mendoza Ihany ilay “Orsan'ny Tendrontany” Ao Arzantina
Taorian'ny fizahana ara-pahasalamana, hijanona ao Arzantina ihany i Arturo, ilay Orsan'ny Tendrontany. Nangataka ny hanatsarana ny fepetran'ny tontolo misy azy ny olon'i Mendoza sy ireo fikambanana samihafa.
Arzantina: ‘Ampitombointsika’ Ny Fandrosoana Sa Ny Kolikoly ?
Nanambara fampitomboana ny fisotroan-dronono sy ny vatsim-pianarana ny Filoha Fernández , niteraka ny tenifototra hoe #Aumentamos (ampitombointsika), izay nentin'ireo mpampiasa twitter mba hanomezany ny kaontin-dry zareo manokana momba izay 'nisondrotra' tao amin'ny fireneny
Manomboka Amin'ny Ampongamaro Sy Ny Dihy Ny ‘Karnavalin'ny Firenena’ ao Arzantina
Andao hijery sary, lahatsary, bilaogy momba ny "Karnavalin'ny Firenena", fotoanan'ny fety mandeha amin'izao fotoana izao ao Gualeguaychú.